taranaka mora jonoina ! mbola haningotra an'ialahy indray ny fandri-borera efa nahavoa itony firenena itony ... tsy mivandy, tsy misomonga izao tontolo izao ! ny lalà n'ny mahery, tsy maintsy manjaka raha mbola misy zava-miaina anankiroa monja ...; ny mahery dia izay manatombo: amin'ny tanjaka; amin'ny tetika; amin'ny fahaizana; ny harena; ny hatsaran-tarehy ...
| « | Jiona 2010 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | ||
| 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 |
| 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 |
| 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 |
| 27 | 28 | 29 | 30 | |||